Hankany amin'ny vontoatiny

Lemurophoenix

Avy amin'i Wikipedia
Lemurophoenix halleuxii

Ny Lemurophoenix dia vondron-karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Arecaceae ahitana karazana roa, dia ny Lemurophoenix halleuxii sy ny Lemurophoenix laevis, izay samy tsy hit a raha tsy eto Madagasikara.

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]
  • Arecaceae (fianakaviana)
    • Arecoideae (zana-pianakaviana)
      • Areceae (foko)
        • Dypsidinae (zana-poko)
          • Lemurophoenix

Ity vondron-karazana ity dia iray zana-poko amin' ny vondron-karazana manaraka ireto: Dypsis, Vonitra, Chrysalidocarpus, Marojejya, ary Masoala.

  • Lemurophoenix halleuxii J.Dransf.
  • Lemurophoenix laevis J.Dransf. & Marcus