Neôdima
Fiseho
Ny neôdima dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Nd izy sy manana laharana atômika 60 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 7,01 mg/sm3.