Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
fahandro
- Ny fomba ampiasana amin'ny fanomanana sakafo ho masaka.
- Hainao ve ny fahandro sokatra?
- Ny karazana sakafo na akora izay efa vonona ho masaka.
- Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao