Hankany amin'ny vontoatiny

manota

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

manota

  1. Manao fahadisoana na heloka.
    • Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory.
  2. Manohintohina na manitsakitsaka lalàna, didy, na zavatra tsy tokony hatao.
    • Manota fady.
Jereo koa : mañota

Espaniola

[Ovay]

Anarana iombonana

manota

  1. tapa-tanana (amin'ny tanana)

Fanononana

Teny mifandraika

Tsiahy