Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Matoanteny
mitokana
- Mankalaza zavatra vao iray alohan'ny hampiasana azy.
- Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona.
- Mitoetra irery, tsy miaraka amin' olona.
- Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao.